Morondava (renirano)

Avy amin'i Wikipedia

I Morondava dia reniranon'i Madagasikara any andrefana, ao amin'ny faritra Menabe, izay mivarina mankany amin' ny tanànan'i Morondava ao amin'ny Lakandranon'i Môzambika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]