Didy
Avy amin'i Wikipedia
I Didy dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Ambatondrazaka.
Ao amin'ny valam-pirenen'i Zahamena dia nahitana safira izay trandrahana amin'ny fomba tsy ara-dalana. Ny vokatr'izay fahitana safira izay dia ny fisondrotan'ny hofantrano any Ambatondrazaka ary amin'ny tanàna manodidina noho ireo vahiny (karana, sirilankey) tonga.[1]
Votoatiny |
[hanova] Tantara
[hanova] Jeografia
[hanova] Toe-tany
[hanova] Toe-karena
[hanova] Jereo koa
[hanova] Tsiahy