Faritra Alaotra-Mangoro

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Alaotra-Mangoro)
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Faritra Alaotra-Mangoro
—  Faritra  —
Fisiany any Madagasikara
Firenena Flag of Madagascar.svg Madagasikara
Faritany Toamasina
Renivohitra Ambatondrazaka
Area [1]
 - Total 31 948 km2 (12 335,2 sq mi)
Population (2004)[1]
 - Total 877 700
 Density 27,5/km2 (71,2/sq mi)
Time zone EAT (UTC3)

Ny Faritra Alaotra-Mangoro dia faritra malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinakaratra any atsimo andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io faritra io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny faritra Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 km2.

Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny faritra Alaotra-Mangoro, ary 79 no isan'ny kaominina.

[hanova] Jereo koa

[hanova] Tsiahy

  1. Erreur de référence : Balise <ref> incorrecte ; aucun texte n’a été fourni pour les références nommées doc.
Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa