Distrikan' Ambatondrazaka

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Ambatondrazaka)
Ambatondrazaka

Ny Distrikan'Ambatondrazaka dia distrika ao amin'ny tapany avaratra atsinanan'i Madagasikara, ao amin'ny Faritra Alaotra-Mangoro, Faritanin'i Toamasina.

Kaominina[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Alaotra-Mangoro: