Brazila
| República Federativa do Brasil ((pt)) | |||||
| ((pt)) | |||||
| Repoblika federalin'i Brazila ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny filamatra : Ordem e Progresso Malagasy : « Fandriam-pahalemana sy Fandrosoana » |
|||||
| Teny ofisialy | fiteny Portogesy | ||||
| Renivohitra | Brasilia |
||||
| Tanàna ngeza ondrindra | São Paulo, Rio de Janeiro | ||||
| Fitondrana sy governemanta - filoha |
Repoblika federaly Dilma Rousseff |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 5 8 547 877(IBGE) km² 0,65 % |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka |
faha 5 191 043 661 mpo. 21,6 mpo./km² {{{1}}} |
||||
| Anaran'ny mponina | Brazilianina | ||||
| IDH (2007) | ▲ 0,807 (ambony) faha 70 | ||||
| Sandam-bola | Real (BRL) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC -2 hatramin'i -4 | ||||
| Hiram-pirenena | Hino Nacional Brasileiro | ||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+55 |
||||
Ny Brazila (Brasil amin'ny teny portogey), na Repoblika federalin'i Brazila, dia firenena ngeza indrindra ary mivelatra indrindra an' Amerika latina. Miaraka amin'ny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka amin'ny isam-ponina miisa mahery ny 190 tapitrisa mponina, io ny firenena faha dimy amin'ny lafin'ny velarantany sy amin'ny lafin'ny isam-ponina. Amin'ny 2008, ny Brazila dia hery ara-piharian-karena faha 11 miaraka amin'ny PIB 1 572 839 Md USD, eo aorian' Espaina na 2,42%-n'ny PIB-n'ny tontolo. Maka ny antsasan'ny velaran' Amerika Atsimo izy ary mizara sisin-tany amin'ny firenena rehetra ao Amerika Atsimo afats'i Silia sy ny Ekoatera.
Ny Brazila dia zanatany portogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan'ny Portogaly any amerika, amin'ny fisehon'ny kolontsaina sy ny teny ofisialy, ny teny portogey.
Firenena katôlika sy miteny portogey ngeza indrindra, mpikamban'ny CPLP izy. Ny fiteny portogey dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brazilianina.
Votoatiny |
Jeografia [hanova]
Ny faritra Avaratra [hanova]
Ny faritra Atsimo [hanova]
Ny faritra Atsimo Atsinanana [hanova]
Ny faritra Afovoany Andrefana [hanova]
Tantara [hanova]
Fanjanatany Portogey [hanova]
Fahaleovantena [hanova]
Biby sy zavamaniry [hanova]
Fandringanana ny ala [hanova]
Fizarana ara-pandraharahana [hanova]
toe-karena [hanova]
Demografia [hanova]
Finoana [hanova]
Kolontsaina [hanova]
Fiara-monina [hanova]
Fanatanjahan-tena [hanova]
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
- ((pt))((es))((en)) Portal-n'ny governemanta brazilianina
- ((fr)) Ambasadin'ny Brazila any Paris
- ((pt)) Comunidade França-Brasil
- ((es))((en))Centro Argentino de Estudios Internacionales, e-books