Zavatra manidina tsy fantatra
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny zavatra manidina tsy fantatra (UFO; Anglisy: Unidentified flying object), izay vao haingana nosoloan'ny manampahefana amerikana anarana hoe UAP (Unidentified Aerial Phenomenon), dia izay trangan-javatra eny amin'ny rivotra izay tsy azo fantarina na hazavaina avy hatrany.