Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Zavamananaina
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Plagiomnium affine laminazellen.jpeg|vignette|268x268px|Selan-javamaniry]] Ny '''zavamananaina''', amin' ny [[biôlôjia]] sy ny [[ekôlôjia]], dia zavatra voajanahary izay miaina sy mizatra ny zava-misy, be pitsiny sy misy lamina anatiny ary vokatry ny fiovana nifandimby nandritra ny fivoarana miandalana (evôlisiôna). Miaina sy mitombo, mihetsika, miteraka, ary mampiasana [[angovo]] ny zavamanaina. [[Sela]] velona iray na maromaro no mamorona azy (misy noho izany ny zavamananaina tokan-tsela na maro sela). Ny zavamananaina saro-drafitra, maro sela, dia voaforon' ny sela samihafa samy manana ny anjara asany. Manana ny asany manokana ireo sela ireo ary miara-miasa mba hisian' ny fiarahana marin-toerana azy. Ny ao anatin' ny zavamananana dia misy [[fiota simika]] isankarazany mahaleo tena sady voatazona amin' ny alalan' ny famatsiana [[otrikanina]] (indraindray koa amin' ny alalan' ny angovon-kazavana), manome azy ny akora sy ny angovo ilainy, miantoka ny fanesorana ny akora sisa tsy ilaina.[[File:Anatomy,_physiology_and_hygiene_for_high_schools_(1900)_(14779027414).jpg|thumb|332x332px|right|Rafitry ny vatan' olombelona]]Ny zavamiaina maro sela dia matetika fitambarana [[taova]], ny taova dia fitambarana [[tambatsela]], ny tambatsela dia fitambarana [[sela]], ny sela dia fitambarana [[ôrganela]], ny ôrganela dia fitambarana [[môlekiola]], ary ny môlekiola dia fitambarana [[atôma]]. Ankoatra izany dia mamorona soperôrganisma ny zavamanaina sasany (ohatra ny [[vitsika]], ny [[vitsikazo]] na aboaly, ny [[tantely]]). Misy sokajy maro ny zavamananaina: ny [[biby]] (maro sela), ny [[holatra]] (maro sela), ny [[prôtista]] (marosela), ny [[zavamaniry]] (maro sela na tokan-tsela), ny [[bakteria]] (tokan-tsela), ny [[arkeôbakteria]] (tokan-tsela), ny [[tsimokaretina]] (tsy misy sela). ==Sary== <center><gallery perrow="3" widths="130px" heights="160px"> Image:Algae_and_archaea_growing_in_the_runoff_of_Konungshver.jpg| maro loko bitika [[archaebakteria]] amin'ny lohataona mafana Image:Vibrio_Cells_1_(5390287631).jpg| bitika [[bakteria]] ''Vibrio tasmaniensis'' Image:Stułbia,_Stułbiopławy.jpg| bitika [[protist]] ''Hydra sp.'' Image:Amanita pantherina 2016 G3.jpg| [[holatra]] ''Amanita pantherina'' Image:Angraecum_sesquipedale_Thouars,_Hist._Orchid.-_66_(1822)_(24501276737)_-_cropped.jpg| [[zavamaniry]] ''[[Angraecum sesquipedale]]'' ny vaditsamoina Image:Common_brown_lemur_(Eulemur_fulvus)_male.jpg| [[biby]] ''[[Eulemur fulvus]]'' ny varika </gallery></center> == Jereo koa == * [[Zavamaniry]] * [[Biby]] * [[Mineraly]] ==Loharano sy fanamarihana== [[Sokajy:Aina]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
zavamanan'aina
: Liens de site, Description : mg