Aller au contenu

Zahatra

Avy amin'i Wikipedia
Zahatra

Ny zahatra dia fitaovam-pitaterana an-drano vita amin' ny vatan-kazo na vatan-javamaniry mafy (toy ny volontsangana) na zavatra hafa maromaro natambatambatra, atao hiampitana na hitaterana entana, sahala amin' ny lakana. Atao hoe godony, kodony, lakakihefo, lakatalatala, zahatse, zahitra ary zahitre koa izy amin' ny teny malagasy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]