Yu Darvish
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Yu Darvish
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Yu Darvish | ||
Teraka | 16 Aogositra 1986 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Osaka | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
Farid Yu Darvishsefat (ダルビッシュ・セファット・ファリード・有) dia mpilalao baseball mizaka ny zom-pirenen'i Japàna, teraka ny 16 Aogositra 1986 tao Osaka.
Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]
I Farid Yu Darvishsefat dia Japoney manam-piaviana iraniana.
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Ao amin'i Tranonkala ofisialy [1]