Wikipedia:Wikitetikasa

Avy amin'i Wikipedia

Ny wikitetikasa dia tetikasa be eto amin'ny wikipedia. Mitovitovy asa amin'ny tetikasa miaraha-miasa ihany ity tetikasa ity fa saingy izy fotsiny mikasika ny Wikipedia iray mantolo.

Afaka atao amin'ny pejin-dresak'ity pejy ity ny sosokevitra mikasika ny asa ho atao amin'ny wikitetikasa.

Misolo isan-taona ny wikitetikasa.

Ny tetikasa ankehitriny[hanova ny fango]

RENIPEJY[hanova ny fango]

Wikipedia:Wikitetikasa 2024

PEJIN-DRESAKA[hanova ny fango]

Dinika amin'ny Wikipedia:Wikitetikasa 2024