Wikipedia:Mpikambana voamarina

Avy amin'i Wikipedia

Mba hialana amin'ny fiovana manimba votoatiny, dia voafetra ho an'ireo mpampiasa izay nahavita fanovana dimampolo farafahakeliny ary nandritra ny efatra andro farafahakeliny ny hetsika sasany ao amin'ny Wikipedia. Ny vondron'ny "mpikambana voamarina" dia manana zo manokana toy ny:

  • Manova ny pejy voaaro sasany
  • Mamindra / manova anaranm-pejy