Wikipedia:Mpikambana mpanampy/Inona izany?

Avy amin'i Wikipedia

Inona Ny mpanampy ?[hanova ny fango]

Ny mpikambana hoe mpanampy dia mpikambana tia hanampy tetikasa iray. Tsy hoe ilay tetikasa malagasy ihany ankory fa ny tetikasa wikipedia rehetra, ny tarigetra ny mpanampy dia manampy ny wikipedia afa mba hanabetsaka ny voatotiny.

Ny wikipedia malagasy izao oatra dia mba tokony hatao betsaka kokoa ary mba hatao tsara vita ny voatotiny ; satria ny wikipedia malagasy efa nainga voahidy (desambra 2007 ?) ...

Ny zavatra ataony[hanova ny fango]

Ny mpanampy afaka mameno takelaka mbola tsy vita ( tsy misy takelaka tena vita izany mihintsy ), ka ra tsy miteny malagasy izy ireo, afaka mameno ny RequestForTranslation mba hanontan'ny mpikambana izay miteny malagasy (voasoratra na tsy voasoratra) mba handika an'io takelaka io avy amin'ny fiteny izay fantatra makany amin'ny fiteny malagasy.

Afaka manao wikification ihany koa ny mpikambana tia hanampy : mijery ao anatin'ny pejy andefa takelaka izareo, mamorona n'ilay lahatsoratra, dia ataony ao ilay wikification.