Wikipedia:Fivoarana/*/Zavaboary

Avy amin'i Wikipedia


Zavaboary, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Hopetoun falls.jpg|220px|ankavanana|thumb|Hopetoun Falls, any Aostralia]]

Ny '''zavaboary''' dia tontolo tsy nokasihan'ny olombelona. Ny teny mifanohitra amin'ny teny « zavaboary » dia « tontolo namboarina », izany hoe tontolo namboarin'ny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna.

Ho an'ny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo amin'ny teny « ara-javaboary », satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikan'ny olombelona, na avy hatrany na tsia.

== Fandaharana ==
[[Sary:Jorden