Wikipedia:Fivoarana/*/William Shakespeare

Avy amin'i Wikipedia


William Shakespeare, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Hw-shakespeare.png|250pw|ankavanana|thumb|Sarin'i William Shakespeare]]

I [[William Shakespeare]], mety teraka tamin'ny [[23 Aprily]] [[1564]], vita batemy tamin'ny 26 Aprily 1564 tao amin'ny fiangonan'ny Trinity Masin'i Stratford, maty tamin'ny 23 Aprily 1616 (52 taona) dia lazaina fa anisan'ny mpanao tononkalo sy mpanoratra malaza indrindra an'ny kolontsaina anglisy. Fantatra tamin'ny fifehezany tanterana ny endrika ara-tononkalo sy ara-kaisoratra ; ny fahaizany maneho ny endriky ny fo