Wikipedia:Fivoarana/*/WikiNi

Avy amin'i Wikipedia


Wikini, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''WikiNi''' dia [[rindrankajy]] [[rindrankajy malalaka|malalaka]] '''[[wiki]]''' anankiray fehezin'ny [[lisansy BSD]] manome fomba tsotra, mahomby sy haingana ahafahana mamorona sy mitantana sehatra iray amin'ny tranonkala na amina tranonkala anatina orinasa iray. Maimaim-poana izy sady azo ovaina sy zaraina arak'io lisansy mifehy azy io ihany koa.

== Tantarany ==
[[Sampana (rindrankajy)|Fisampanana]] iray avy tamin'ilay [[rindrankajy]] [[wiki]] [[WakkaWiki]] i WikiNi. Ny taona [[2002]] no nan