Wikipedia:Fivoarana/*/Voninavoko

Avy amin'i Wikipedia


Voninavoko, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango}}

Ny '''voninavoko''' dia voninkazo

== Tarika Voninavoko ==
Ny tarika Voninavoko dia Atoa Rakotomavo Gabriel izay fantatra koa amin'ny anarana hoe "Dadagaby" Voninavoko no namorona azy.
Iza no malagasy tsy mahalala fara-faharatsiny iray an'ireto hira ireo : Zaza mitomany, Voninavoko, Mananjary, Tsiriry, Zanak'Iarivo,
Raozy mavo kely, Manja, ... sy ny hafa marobe. I Dadagaby no mpamorona ireo hira ireo. Maro ny mpanakanto no namerina nihira ny
sasany amin'ireo hiran'i Dadagaby ireo