Wikipedia:Fivoarana/*/Vaovy

Avy amin'i Wikipedia


Vaovy, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny tarika '''Vaovy''' - avy amin'ny anaran'ny karazan-kazo mafy tsy hita raha tsy any [[Madagasikara]]  - dia tarika avy any [[Androy]] natsangan'i [[Jean Gabin Fanovona]] tamin'ny taona 1974. 

Nampiasa fitaovana maoderina izy, ary hatramin'ny taona 1984 dia namoaka kapila 5: "Lahimora", "Androy tane mileven-drano", "Omeo rano", "Salakao" ary "Talignere".

Ny taona 1984 izy dia niverina nampiasa ny fomba tranainy : antsa, amponga, marovany. Fa ankehitriny kosa dia natambany ireo fomba roa ireo.