Wikipedia:Fivoarana/*/Ubuntu

Avy amin'i Wikipedia


Ubuntu, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Ubuntu''' (tenenina hoe /uːˈbuːntuː/ dia [[mpandrindra milina]] avy amin'ny fizatana [[Debian]] Linux. Nahazo anarana araky ny fisainana ''Ubuntu'' any Afrika atsimo (''« Humanity towards others »'') ary zaraina am-pahalalahana sy open source izy. Tsotra ny fampiasana azy ho an'ny mpampiasa tsotra. Nosafidian'ny mpamaky teo amin'ny desktoplinux.com izy hoatry ny fizarana linux malaza indrindra hoan'ny birao, maka ny 30%-n'ny installation Linux eo amin'ny birao tamin'ny 2006 sy tamin'ny 2007.