Wikipedia:Fivoarana/*/Tovo J'Hay

Avy amin'i Wikipedia


Tovo J'Hay, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny tena anaran'i '''Tovo J'Hay''' dia '''Ratovondrahona Herinirina'''. Sady mihira izy no mpitendry zavamaneno toy ny vata maro afitsoka. Voafidy ho Mpanakanto malagasy mendrika indrindra izy tamin'ny taona 2003.

Nanomboka nihira tamin'ny tarika Maxi izy tany amin'ny taona 1990 tany niaraka tamina mpanakanto toa an'i Mbolatiana izay tsy zoviana amintsika intsony. Ary taty amin'ny taona 2000 izy vao nandeha irery.

Manana fomba fihira mampiavaka azy i Tovo H'Hay dia feno angola sy angoty. Manava