Wikipedia:Fivoarana/*/Tarika Mahaleo

Avy amin'i Wikipedia


Tarika Mahaleo, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Tamin'ny taona 1972, nandritra ny [[tolon'ny mpianatra]] no niforonan'ny '''tarika Mahaleo''' izay ahitana an'i [[Dama]], [[Dadah]], [[Bekoto]], [[Charles]], [[Nonoh]], [[Fafah]] ary [[Raoul]].

Nitondra tsioka vaovao teo amin'ny zava-kanto malagasy ity tarika ity tamin'izany, tamin'ireo hirany maneho fanoherana ny tsy rariny, fitakiana zo, miventy ny fitiavana, ny fifankatiavana ary ny fahafatesana koa aza.

[[Category:Mozika]]

[[en:Mahaleo]]
[[fi:Mahaleo]]
[[fr:Mahaleo]]