Aller au contenu

Wikipedia:Fivoarana/*/Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana

Avy amin'i Wikipedia


 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny teny hoe '''''Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana''''' dia [[teny filamatra|teny filamatr]]'i [[Madagasikara]] hatry ny taona 1995. 

== Tantara ==
Ireo endrika hafa ny teny filamatry ny Repoblikan'i Madagasikara dia :

* ''Fahafahana, Tanindrazana, Fandrosoana'' (filaharana tsy mitovy) , tamin'ny 1959 hatramin'ny taona 1975 (nandritra ny andro nahafiloha an'i [[Philibert Tsiranana]]).
* ''Tanindrazana, Tolom-piavotana, Fahafahana'' tamin'ny taona 1975 hatramin'ny taona 1993,  nandritra ny