Wikipedia:Fivoarana/*/Talenta Dimy

Avy amin'i Wikipedia


Talenta Dimy, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''Talenta Dimy''' dia tetik'asa manokana izay anentanana ny olona resilahatry ny Filazantsaran'i Jesosy mba hampiasa ny talentany hofampandrosoana ny mpiara-belona aminy. Maro samy hafa ny fanomezana avy amin'Andriamanitra izay efa eo ampelatanantsika nefa mbola tsy fantantsika ny fananantsika azy. Noho izany, fantaro dia ampiasao mba hitombo avo roa heny.

Hatreto ny asa izay atrehin'ny Talenta Dimy dia ny famoahana ny kapila rakin-tsarin'ny KTLM FIADANANA ANDRANOFASIKA MANAKARA-MADAGASCAR