Wikipedia:Fivoarana/*/Sinema

Avy amin'i Wikipedia


Sinema, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Eight (film start) cropped2.jpg|220px|ankavanana|thumb]]

Ny '''sinema''' dia [[karazan-kanto]] iray. Izy io dia zava-kanto voaorina amin'ny sary maro alaina avy amin'ny atao hoe fakan-tsary na kamerà manokana hahafahana maka sary efatra ambin'ny roapolo na telopolo anatin'ny iray segondra. Ireo sary ireo dia alefa misesy (24 isa-tsegondra). Ny fandefasana sary maro misesy ao anatin'ny fe-potoana vitsivitsy dia manao an'ilay sary hihetsika ho antsika olombelona satria ao ny [[filofo retin