Wikipedia:Fivoarana/*/Sekoly

Avy amin'i Wikipedia


Sekoly, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''sekoly''' dia toerana fianarana, fandratoana fahaizana sy fahalalana.

Raha ny fizotram-pianarana ao Madagasikara dia mizara 4 amin'ny ankapobeny ny sekoly, aorian'ny [[garabola]]:

- Ny sekoly [[fanabeazana fototra]] izay maharitra 5 taona.

- Ny sekoly [[ambaratonga faharoa fototra]] izay maharitra 4 taona.

- Ny sekoly [[ambaratonga faharoa]] izay maharitra 3 taona.

- Ny fianarana  [[ambaratonga ambony]] na ny [[anjerimanontolo]]