Wikipedia:Fivoarana/*/Saosy

Avy amin'i Wikipedia


Saosy, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Avy amin'ny teny frantsay nohagasiana hoe "sauce" ilay teny gasy hoe '''saosy'''. Ampiasaina amin'ny heviny roa farafahakeliny izy io : 

* Ny saosy izay mitondra ny heviny amin'ny teny frantsay, izany hoe taharontsakafo natao mba hampatsiro kokoa ny [[sakafo]] iray. Ny saosy voatabia no tena fampiasa matetika amin'ny nahandro malagasy. Misy koa anefa ny saosy hafa, toy ny saosy fotsy, saosy dipoavatra, sns.
* Adika ho mitovy hevitra amin'ny vola ihany koa indraindray ny teny hoe saosy. Raha ny