Wikipedia:Fivoarana/*/Sam Malin

Avy amin'i Wikipedia


Sam Malin, tamin'ny 23 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{Orphan|date=Martsa 2010}}
'''Sam Malin''' (teraka tamin’ny 29 Septambra 1963), tera-tany Kanadiana, dia lehiben’orinasa mipetraka eto [[Madagasikara]].
Andriamatoa Malin no Tale Jeneralin’ny [[Madagascar Oil]], orinasa iray mpikaroka sy mpamokatra solitany sy etona fandrehitra, mifantoka indrindra amin’ny fitrandrahana ny fiandronan-tsolika « mavesatra » ambanin’ny tany ([[Bemolanga]] sy [[Tsimiroro]]) ary koa ny fandinihana ny tetikasa momba ny solitany tsy voadio sy ny etona fandrehitra mian