Wikipedia:Fivoarana/*/Rova Manjakamiadana
Fiseho
Rova Manjakamiadana, tamin'ny 23 Jolay 2011
[hanova ny fango] > Lanja manontolo : 0
> Santiona soratra 500 voalohany :
{{coord|18.92361111|S|47.532222222222224|E|source:mgwiki_type:city|display=title}}
== Ny lapa ==
Ireo mpanjaka rehetra nifandimby tao Analamasina dia samy nanana ny lapany avokoa izay trano kotona na trano hazo faran'izay tsotra, tsy mifankaiza amin'ny tranon'ny mponina sarababem-bahoaka manodidina. Tsy misy tavela anefa ireo trano tamin'ny andro fahagola rehetra talohan'Andrianampoinimerina ireo. Fantatsika ary fa trano efa-joro avo tafo miloloha tandron-drano izy ireo. Ny hevitry ny tandron-d