Wikipedia:Fivoarana/*/Rano

Avy amin'i Wikipedia


Rano, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:LightningVolt Deep Blue Sea.jpg|thumb]] Ny '''rano''' dia akora iankinan'ny aina eto an-tany. Amin'ny mari-pana sy ny tsindry mahazatra dia miendrika zaka mitsiranoka izy. Fa hita amin'ny endrika mientona sy mivaingana koa izy eo amin'ny tontolo voajanahary.

== Aiza no ahitana rano ==

* amin'ny endrika mivaingana :
** any amin'ny tendron-tany atsimo sy avaratra
** any amin'ny [[faritra]] temperé rehefa ririnina izay miraraka amin'ny endrika orampanala
** eny ambony tendrombohitra avo to