Wikipedia:Fivoarana/*/Ramaintsoakanjo

Avy amin'i Wikipedia


Ramaintsoakanjo, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ramaintsoakanjo,  niaina tamin'ny taonjato faha- 15 aorian'ny JK° dia voalazan'ny lovantsofina fa vazimba. Zanakandriana ny firazanany noho izy zanakavavin'ny mpanjaka Andriandrambondanintra ( izay zanak'Andriatomarafefy ary ito moa dia zanak'Andriatomaramanana izay zanak'Andriatomara, fianakavian'Andriana nanjaka tamin'ny faritr'Anjozorobe tamin'ny taonjato faha-14 sy faha-15). Tamin'ny taonjato faha-15 dia nisy andriandahy arabo atao hoe Habib izay nogasiana hoe Rabiby tafakatra taty anivon'ny