Wikipedia:Fivoarana/*/Rakibolana

Avy amin'i Wikipedia


Rakibolana, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Mpanoratra: Rudy Ramananjo, Nanampy: Rivo Randria.

== Famaritana ny zavatra ilaina ==

=== Fampidirana ny teny ===
Ny mpikambana (Mpampiditra) no mampiditra ny teny mbola tsy misy ao anatin'ny rakibolana. Ny teny rehetra izay ampidirina dia arahina fototeny sy ny dikany. Afaka ampiana matoanteny koa ny fototeny. Rehefa vita izany fampidirana izany dia mitondra ny statut vaovao ilay teny. Ny mpandalo koa dia mampiditra ny teny , TSY MIVANTANA AKORY, fa izay anontaniany ka tsy ao dia ho jeren'ny