Wikipedia:Fivoarana/*/Rafalimanana Florimond

Avy amin'i Wikipedia


Rafalimanana Florimond, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Pastora '''RAFALIMANANA Florimond ''Deyris''''', dia isan'ireo mpamoron-kira andrareziny amin'iny Faritra Atsimo Atsinanana iny, raha ny eo amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy no lazaina. Izy dia nanana fototra (background) ara-kira mirona amin'ny ba-kira Afrikana: nisy fotoana lava nihainoany ireo hira avy ao Afrika Atsimo, toy an'ny Black Mambazo. Ny taona 2009-2011 dia mandrato fianarana any Afrika Atsinanana izy, ary dia mbola manatevina ny fototra ara-kira efa nananany. Tia miara-miasa ami