Wikipedia:Fivoarana/*/Poopy

Avy amin'i Wikipedia


Poopy, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == I Poopy ==

Josée Helihanta Ramahavalisoa no tena anarany fa teny amin'ny Lycée Gallieni no nahazahoany ny solonanarana Poopy. Teraka tamin'ny [[Template:13 Septambra|13 Septambra]]. Manambady (Naivo), ary manan-janaka mianadahy izy(Tahina sy Miora).

Teraka ary lehibe tao anatin'ny zava-kanto i Poopy. Miangaly mozika koa mantsy ny rainy ary nitendry (Clavier) tao tamin'ny tarika [[Henri Ratsimbazafy]] nandritra ny 30 taona. Ny nenitoana, Voahirana, mpihira, ary ny renibeny mpanao hatsikana.