Wikipedia:Fivoarana/*/Miratoerana

Avy amin'i Wikipedia


Miratoerana, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Amin'ny [[fizika]] molakiolary sy amin'ny [[simia]], tenenina hoe '''miratoerana''' ny [[atoma]] rehefa mitovy ny isan'ny [[prôtôna]] fa tsy ny isan'ny [[netirôna]]. Voatondro amin'ny isa atomika '''Z''' ny isan'ny prôtôna anatina vaonina. Mitovy isa '''Z''' ny miratoerana roa, fa samihafa ny lanjany '''A'''. Ny lanja dia tontalin' isan'ny prôtôna sy ny tontalin'ny isan'ny netirôna. Ny mahasamihafa ny lanjan'ny miratoerana dia ny isan'ny netirôna N.

Ny mahasamihafa ny atôma miratoerana dia ny i