Wikipedia:Fivoarana/*/Mamoriarivo

Avy amin'i Wikipedia


Mamoriarivo, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Mamoriarivo dia tanàna miorina eo ambany avaratry ny tendrombohitra ambohitrandriananahary. Ity tendrombohitra ity moa dia eo ampita avaratra antsinanan'ny vohitra Ambohidrabiby no misy azy. Avy eo Talata volonondry no mivily amin'ny lalana hoany Ifalimanjaka (mbola tsy tonga ao Ifalimanjaka). 

Imamoriarivo dia tanana roa mitomandavana avaratra atsimo izay samy voadidina hadivory avokoa. Ny nahatonga ny tanàna ho mamoriarivo dia teo i Andrianjaka no namory ireo arivolahy nahitana andriana , hov