Wikipedia:Fivoarana/*/Madagascar Oil

Avy amin'i Wikipedia


Madagascar Oil, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Madagascar Oil''' SA (sampan’ny Madagascar Oil Limited, Bermuda) dia orinasa malagasy momba ny solitany miasa manokana ao amin’ny fikarohana, ny fitrandrahana ary ny fampiasàna ny solitany.
Izy no orinasa momba ny solitany « an-tanety » voalohany eto [[Madagasikara]] eo amin’ny lafiny akoran-tsolitany azo trandrahana sy velaran-tany amin’ny kilometatra tora-droa. Ao anatin’ny velaran-tany azony trandrahana no misy ireo fiandronan-tsolitany « mavesatra » ao [[Tsimiroro]] sy [[Bemolanga]] (hita