Wikipedia:Fivoarana/*/Lambamena

Avy amin'i Wikipedia


Lambamena, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 FAMARITANA NY LAMBAMENA SY NY LAMBA LANDY

Ny lambamena dia ilazana lamba amonosana ny maty teo amin'ny ntaolo. Anarana fotsiny ihany ny lambamena fa mety ho volonkazo ny lokony, mety ho fotsy na mavo na mena mihitsy. Samy manana ny soratra sy lokony ireny lambamena ireny ary ny sasany aza dia misy ny anaran'ilay razana vita amin'ny vakana. Miankina amin'ny lokony sy ny halehibeny (misy telo vitrana, 5 vitrana, sns...) anefa no vidiny. Araka ny fiteny hoe "izay sahy maty no mifono lambamena" dia