Wikipedia:Fivoarana/*/Iranianina

Avy amin'i Wikipedia


Iranianina, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''iranianina''' dia foko ireo foko miteny persana, kiorda, tajiky, pasitoa, oseta, balotsia, ary zazaki mipetraka ao any Azia Andrefana. 130 tapitrisa eo ho eo no isany manerana izao tontolo izao.

Ny fiteny tenenin'ny iranianina dia fiteny ao amin'ny vondrona Indô-eoropeanina, izany hoe vondrona isian'ny fiteny eoropeanina (frantsay, anglisy, rosy, soedoa, alemana, italianina) ary ny fiteny indianina (hindi, ordo, bengali). 

{{vangovango|mponina}}

[[ar:شعوب إيرانية]]
[[az:İrandilli xalqla