Wikipedia:Fivoarana/*/Ikala

Avy amin'i Wikipedia


Ikala, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Ikala''' dia ny anaram-bositra entin'i '''[[Helisoa Rabezato]]''' amin'ny maha artista malagasy azy. Tamin'ny taona 1966 izy no teraka, teto Antananarivo.
Mpamorona sy mpanamboatra kanto izy, ka miopàna indrindra amin'ny art plastique ny sagan'asany. Mpandravaka matianina (décoratrice professionnelle) koa Ikala. Mamorona sy manoratra tonokalo koa izy. 
Ikala dia voa-isa an'isan'ny mpanankato misoratra ao amin'ny Ministeran'ny Kolon-tsaina Malagasy. 
Eto [[Antananarivo]] no monina Ikala ary ma