Wikipedia:Fivoarana/*/Hova

Avy amin'i Wikipedia


Hova, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''"hova"''' dia teny mahalaza zavatra maro:

Voalohany, anaram-poko matanjaka sy nonina tany anivon'i Madagasikara ny hova (lazaina ankehitriny hoe merina na amboalambo na borizano). Porofon'izany, tamin'ny taonjato faha-18 sy faha-17 dia ANKOVA no anarana niantsoan'ny foko betsileo, sakalava, bezanozano ireo faritry ny foko HOVA fa tsy merina akory.Moa tsy AMPAMOIZANKOVA no anaran'ny sisintanin'ny HOVA sy ny SAKALAVA tamin'ny andron'dRanavalona I?

Faharoa, ny hova dia ilazana ireo " andria