Wikipedia:Fivoarana/*/Helodrano persika

Avy amin'i Wikipedia


Helodrano Persika, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''helodrano persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[ranomasimbe indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Oman]], ny [[Emirà Arabo mitambatra]], [[Arabia Saodita]], [[Katar]], [[Baraina]], [[Koety]], [[Iraka]] ary [[Iran]].

Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan'ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra]] sy [[Efrata]].

Ao and