Wikipedia:Fivoarana/*/Hatetika

Avy amin'i Wikipedia


Hatetika, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''hatetika''' dia ny [[isa]] avy amin'ny fandrefesana ny fiverimberenan'ny zavatra iray ao anatin'ny [[fotoana]] nomena.

Ny [[venti-refy]] dia [[hertz]] na ''Hz''. 1Hz izany dia midika hoe miverina indray mandeha ny zavatra ao anatin'ny 1 [[sekondra]] (1sec), 2Hz izany indroa, sns.

Amin'ny mozika na fahasalamana dia fampiasa amin'ny [[tempo]] ny [[BPM]] ([http://en.wikipedia.org/wiki/Beats_per_minute Beats Per Minute]).

[[Sokajy:Fizika]]

[[af:Frekwensie]]
[[an:Freqüencia]]
[[ar:تردد]]
[[