Wikipedia:Fivoarana/*/Fredy Jaofera

Avy amin'i Wikipedia


Fredy Jaofera, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango|biografia}}

Fredy Jaofera dia tsy Fredy Rajaofera. Fredy Jaofera dia zafikelin'i Fredy Rajaofera ary samy poety izy mianaka.

Enim-polo taona no elanelany. Fredy Jaofera dia ilay poety nianatra irery ny fanoratana ny teny malagasy ; ilay poety niezaka irery vao tonga mpanoratra sy poety. Be no nihevitra fa tsy ho vitany ny ho poety manoratra amin'ny teny malagasy satria ny teny frantsay no tenin'ny fahazazany kanefa nahery ny hambom-pony sy mafy ny kiriny. 

Fito taona izy no tonga