Wikipedia:Fivoarana/*/Fiteny urdu

Avy amin'i Wikipedia


Fiteny Urdu, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 {{vangovango|fiteny}}
Ny '''fiteny urdu''' ( '''اردو''' ) dia fiteny any [[Pakistana]] ary any [[India]], mitovitovy be amin'ny [[fiteny hindi]] izy fa soratana amin'ny [[abidy arabo]]. Ny Urdu dia fiteny voasintona avy amin'ny fiteny Indô-eoropeana.

Misy olona 160 tapitrisa no miteny urdu eto Tany. Misy 70 tapitrisa eo no miteny urdu hatramin'ny fahazazàny, (indrindra any [[India]], satria mikaonty anisan'ny teny ofisialy ny [[India]] ny fiteny Urdu).

Akaiky be amin'ny [[fiteny hindi]] ny fit