Wikipedia:Fivoarana/*/Fiteny Gojaratia

Avy amin'i Wikipedia


Fiteny Gojaratia, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny [[fiteny Gojaratia]] na '''fiteny Gujarati''' (ગુજરાતી ''Gujǎrātī'') dia [[fiteny Indo-Eoropeanina]] any [[India]]. Io ny fiten'ny tompontanin'i [[Gujarat]].

Misy olona 46 tapitrisa no miteny Gojaratia any India sy maneran-tany. Ny fiteny Gujarati no tenin-drenin'i [[Mohandas Gandhi]], i [[Ali Jinnah]] ary i [[Sardar Vallabhbhai Patel]].

== Tantaran'ny fiteny Gujarati ==
{{...}}

Ny fiteny gujarati ankehitriny (manan-tsipelina ''Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, ''na'' Gu