Wikipedia:Fivoarana/*/Fiteny C
Apparence
Fiteny C, tamin'ny 22 Jolay 2011
[hanova ny fango]> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : {{Orphan|date=Martsa 2010}} Ny '''fiteny C''' dia fiteny soratana hanamboarana ny rindrankajy noforonina tamin'ny taona 1970 miaraka amin'ny Unix, ny C no fiteny ampiasaina indrindra tamin'izany fotoana izany. Misy fiteny maromaro maoderina kokoa noforonina toy ny C++, ny Java sy ny PHP, mandika ny endrik'i C. Lazaina hoe « ambany lenta » (bas niveau) ny fiteny C satria namboarina hikirakirana tenin'ny milina. Manolotra karazana manontolo (entier) sy mihafo (flottant) izy, miady amin'ny karazan