Wikipedia:Fivoarana/*/Fambolena Tropikaly

Avy amin'i Wikipedia


Fambolena Tropikaly, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Cuba_canna_da_zucchero.jpg|thumb|ankavanana|Fambolena fary]]

Amin’ny izao tontolo izao, be kokoa ny olona mamelon-tena amin’ny [[fambolena]] tropikaly noho ny asa hafa rehetra.  Ny ankabeazan’ireto olona ireto dia mpamboly tsy mamaoka ambom’bokatra sady mipetraka amin’ny toerana tropikaly. Mamboly voly fihinana ho an’ny fandaniana anatiny no ny tanjon’ny fambolena tropikaly, kanefa misy toerana mamoaka voly fanondrana ohatra (menaka palma, paraky, siramamy, sns). 

Rehefa mamaritra ny ta