Wikipedia:Fivoarana/*/Dama

Avy amin'i Wikipedia


Dama, tamin'ny 22 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 '''Zafimahaleo Rasolofondraosolo''' no tena anarany. Teraka ny [[26 Mey]] [[1954]] tao [[Marolambo]] izy.

Mpanoratra, mpamorona sady mpihira izy ary isan'ny nanorina ny [[tarika Mahaleo]] niaraka tamin'i [[Dadah]] tamin'ny taona 1972 raha nanafana ny [[tolon'ny mpianatra]] teny Ankatso izy ireo niaraka tamin'ny gitarany.

Nianatra momba ny fiaraha-monina izy teny amin'ny ambaratonga ambony, ary mbola amin'izany no sehatra iasany.

Indroa voafidy ho solombavambahoaka i ''Dama''.

[[Rakotozafy]],