Wikipedia:Fivoarana/*/Bara Malagasy

Avy amin'i Wikipedia


Bara Malagasy, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 Ny '''bara''' dia anaram-piteny ary anaram-poko miaina any atsimon'i [[Madagasikara]], eo amin'ny [[faritra]] [[Ihorombe]] (Ihosy) ary [[Atsimo Andrefana]] (Toliara). Ny foko sy ny fiteny manodidona azy dia ny foko tandroy, tanosy, mahafaly, vezo, tesaka, tefasy, temoro, betsileo ary masikoro.

== Haisoratra==

Misy [[raki-bolana]] misy sarisary bara-italiana navoaka tamin'ny 1988.

[[sokajy:foko]]

[[en:Bara Malagasy]]