Wikipedia:Fivoarana/*/Antom-pisian’ny olona

Avy amin'i Wikipedia

Antom-pisian’ny olona, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[File:Woher kommen wir Wer sind wir Wohin gehen wir.jpg|thumb|ankavanana|350px|''D'où venons-nous? Que sommes-nous? Où allons-nous?''<br />Mpanao-kanto : Paul Gauguin, Taona 1897-1898]]
Ny '''antom-pisian’ny olona''' dia izay fanontaniana filôzôfika mikasika ny antony isian’ny olona ary ny tanjon’ny fiainany.  Maro ny fanontaniana no manazava ity hevitra ity, ohatra “Maninona eto an-tany isika?”, “Inona ny tanjon’ny fiainantsika?” ary “Inona ny dikan’ny zavatra rehetra?”. Hatramin’ny fanombohan