Wikipedia:Fivoarana/*/Anne Frank

Avy amin'i Wikipedia


Anne Frank, tamin'ny 21 Jolay 2011[hanova ny fango]

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 [[Sary:Anne Frank stamp.jpg|thumb|ankavanana|Anne Frank]]
'''Annelies Marie Frank''' no tena anarany, teraka tamin'ny [[12 Jiona]] [[1929]] tao [[Franckfort/Main]], [[Alemaina]], zanak'i Otto Heinrich Franke sy Edith Hollander. Margot no anaran'ny zokiny vavy.

Manaraka ny finoana ebreo ny fianakaviana Franke, ka nony niakatra teo amin'ny fitondrana i [[Adolf Hitler]] tamin'ny [[1933]], ka nanomboka ny fanenjehana ny [[jiosy]], dia nanomboka natahotra izay hanjo azy izy ireo ka nisintaka tany [[